AMPIROBOROBOY NY BUSINESS ATAONAO

BotGascar dia miezaka amin'ny fomba rehetra mba hampandroso ny Business ataonao amin'ny alàlan'ny teknolojia avo lenta. Manome ny fampihofanana maimaim-poana rehetra ihany koa izahay amin'ny fampisana ny fitaovana entina manatanteraka izany.

Hanandrana maimaim-poana

Miankina amin'ny isan'ny mpifandray (abonnés privés) ny sarany aloa isam-bolana amin'ny fampiasana BotGascar saingy mijanona ho 300 000 Ar isam-bolana izany manomboka amin'ny 35 000 mpifandray ary misy andrana maimaim-poana 13 andro.


50.000Ar

2K
80.000Ar

5K
150.000Ar

15K
220.000Ar

25K
300.000Ar

35K→